Teny iditra retsy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Ifampiantsoan' ny vehivavy mitovy saranga: Avia, ray retsy, fa raofim-potsiny ny trondro eto [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ô vous, vous autres; employé qu'entre femmes et uniquement pour appeler [Marre: Grammaire]
Teny mitovy hevitra retsiana
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra Izao retsy no izy a: [Andraina: Mitaraina, takila 90]

2019/08/17