Teny iditra | ritaka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kibo be mirotarota; fahalehibiazan' ny kibo (toy ny an' ny bevohoka) [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Grosseur du ventre [1.3] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | rotaka | ||||||
Fivaditsoratra | akatry, akitra, atrika, kaitra, karaty, katray, ritaka, tarika, traika, triaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |