Teny iditra (1/2) | 1 robe |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 rova [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (2/2) | 4 robe |
Sokajin-teny | 5 anarana (vavy) |
Fanazavàna teny malagasy |
6 zipo, akanjo rebareba 7 volom-biby 8 hodi-boan-javatra [1.9] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 akanjom-behivavy tsoa-tokana 10 akanjoben' ny mpitsara sy ny mpisolo vava 11 asa aman'draharahan' ny mpitsara 12 fono, hoditra: robe d'un oignon (hodi-tongolo) 13 lokon'ny volon-tsoavaly: un cheval de robe pie (soavaly mivolo mainty sy fotsy na fotsy sy menapiny).ravim-paraky fonon-tsigarabe [1.66] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |