|
|
|
|

Teny iditra1  rohana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Aretina manaintaina sy mampangotsokotsoka any amin' ny famavanin' ny taolana [1.1]
4  aretina mahazo ny vanintaolana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  rhumatisme [1.54, 1.13]
Voambolana  6  Fahasalamana
Sampanteny 
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  harano, harona, rahano, rahona, rohana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12