|
|
|
|

Teny iditra1  salova
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  lamba misarin-kitapo fitafim-behivavy [Taisaka] [1.78]
4  fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [Tanala] [1.78]
Voambolana  5  Toe-karena: zaitra

Fivaditsoratra  6  salova, savola

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31