|
|
|
|

Teny iditra1  somizo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza lamba natao tamin' ny kofehy landihazo tahaka ny soga ihany, saingy madinika tsara tenona kokoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  calicot [1.3]
Ohatra  5  izay aza somizo ny tapany, soga ny tapany. [2.285#]
6  Fehe-zina lambarano sy somizo ny mozikany sy ny amponga. [1.437#]
7  Tsy nanaiky izy raha tsy somizo faharoa avy no karamany. [2.649#]
Voambolana  8  Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  9  somizy
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny somizo io

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13