|
|
|
|

Teny iditra1  tay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Loto maimbo mivoaka amin' ny vavafivalanana, zay tsy inona fa faika tsy levona avy amin' ny sakafo nohanina: Lava-tay
4  Loto amin' ny...: Tain-koho, taintsofina
5  Faika: Tain-kafe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  dung, excrement (vulgar); refuse; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  excrément (mot grossier); ordure, déchet [1.8]
Voambolana  8  Haiaina
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny tay io

Fivaditsoratra  33  aty, atỳ, tay

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02