|
|
|
|

Teny iditra1  teta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Faritra amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny tendron' ny fe ambony sy ny vaniana, na ny kibo malemy. (Eo amin' ny tata mazàna no mpisy ny atodintariana) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  aine, le bas-ventre [1.3]
Ohatra  5  Mihalehibe ny atody tarimo eo amin'ny teta. [2.424#]
Voambolana  6  Haiaina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21