Teny iditra tripanozaoma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay tripanozome] Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran' ny lalitra atao hoe tsetse, izay mahatonga aretin-torimaso, fa matory be tsy maharay tena izay voakaikitr' io lalitra io [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: tripanozome.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31