|
|
|
|

Teny iditra1  tsiloly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fivalanana mandranoka rehefa voan'ny aretin-kibo
4  raha ôrganika maditidity mandrakotra ny taova sàsantsasany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  excrément huileux
6  mucus, viscose [1.13]
Voambolana  7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31