Teny iditra (1/2) | 1 tsitsy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina [1.1] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 tsitsy |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rain-jaza matetika no mitelina ny tsitsin-janany miaraka amin' ny akondro) [1.1] |
Voambolana |
12 Haiaina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |