Teny iditra valabalaka (valaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif[ [1.3, 1.5]
Ohatra 
1Kamo dia ny tsy manana faharisihana hanao, fa valabalaka ny sainy na ny tenany. [2.285]
2Torimaso mahasodoka, fa ny eritreritra lasalasa, manonofinofy, ny tena valabalaka, mavesabesatra, tsembotsemboka. [2.499]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16