Teny iditra | vihim-pitsiriana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vihy ao amin'ny fatsim-bony izay levona ho azy rehefa tafiditra ao amin'ny tendam-bony [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Noyau végétatif [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |