|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  vity
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Palitao misy rambony any aoriana [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: zaitra
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 6  vity
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 [Provincial] tongotra, ranjo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 [Sakalava-Mayotte] pied [1.405]
Voambolana  10  Haiaina
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04