Teny iditra voafatra (fatra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fandikana anglisy measured. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Mesuré
¶ fig. payé [Abinal 1888]
Ohatra Vantany vao voafatra ny siramamy, vita daholo ny momba azy rehetra ao an-tanàna [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 33]

Teny iditra voafatra
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay appellation botanique: Phylloxylon [Rakotovao: Bois]
Voambolana 
Anarana siantifika Phylloxylon
Teny mitovy hevitra harahara ~ sotro ~ tsiavango

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31