Toko sy andininy momba Helenista

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
Asa 6.1 And in those days, when the number of the disciples was multiplied, there arose a murmuring of the Grecians against the Hebrews, because their widows were neglected in the daily ministration. Ary tamin' izany andro izany, rehefa nihamaro ny isan' ny mpianatra, dia nimonomonona tamin' ny Hebreo ny Helenista, satria tsy mba enina tamin' ny fiantrana isan' andro ny mpitondratenany. Tamin' izany andro izany rahefa nitombo ny isan' ny mpianatra, dia nimonjomonjo tamin' ny Hebrio ny Helenista, satria tsy mba nahina loatra tamin' ny fizarana ny fiantrana isan' andro ny mpitondratena tao aminy. En ces jours-là, comme le nombre des disciples augmentait, il y eut des murmures chez les Hellénistes contre les Hébreux. Dans le service quotidien, disaient-ils, on négligeait leurs veuves.
...............
Asa 9.29 And he spake boldly in the name of the Lord Jesus, and disputed against the Grecians: but they went about to slay him. sady nitory tamin' ny anaran' ny Tompo tamin' ny fahasahiana ary niresaka sy niady hevitra tamin' ny Helenista; fa ireny nitady hahafaty azy. Niresaka tamin' ny jentily koa izy, ary niady hevitra tamin' ny Helenista; kanjo notadiavin' ireo hovonoina. Il s' adressait aussi aux Hellénistes et discutait avec eux ; mais ceux-ci machinaient sa perte.