Teny iditra | tompo | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Master, owner; sir [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Maître, propriétaire [1.8] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-biby |
| |||||||||||||||
Anaran' olona |
| |||||||||||||||
Lohateny | ||||||||||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tompo io | |||||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly | |||||||||||||||
Teny iditra | Tompo | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Tompo [2.996] | |||||||||||||||
Lord [2.996] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Seigneur [2.996] | |||||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |
![]() |