|
|
|
|

Teny iditra betsimisaraka
Sokajin-teny anaram-poko
Singan-teny be, tsy, misaraka
 Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo : (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto) [1.1]
 The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave. [1.2]
 Nom d'une population de la côte es [...] [tohiny 1.5]
Voambolana 
Ohatra 
1Manao ahoana ny fandraisan' ny Betsimisaraka azy? [2.270]
2Nataon-dRamaromanompo renivohitr' i Betsimisaraka Fenoarivo. [2.113]
3Finaritra ianareo ? hoy ilay Betsimisara-dahy nony tafapetraka ny vahiny [2.529]
Haiendriteny 
Tsotra : betsimisaraka, betsimisara-
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana
Teny nalaina 


Nohavaozina tamin' ny 2026/02/19