|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  angira
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  tehina [Betsimisaraka, Tambahoaka, Taisaka, Taimoro, Tanosy] [1.78]
4  kibay [Taimoro] [1.78]
5  lefona fohy lela [Bara] [1.78]
6  sangira, kobay [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7  a stick. Same as tehina [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8  bâton (long) [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (2/4)9  angira
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  Lavitra dia lavitra, any an-dakira [1.1]

Teny iditra (3/4)12  angira
Sokajin-teny  13  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  14  a term of reproach [1.2]

Teny iditra (4/4)15  angira
Sokajin-teny  16  anarana
Voambolana  17  Haizavamaniry: hazo
Fanazavàna teny malagasy  18  Anaran-kazon' ala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19  name of a wood [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  20  Nom d'un arbre réputé pour la dureté de son bois. On en faisait des épieux avant l'utilisation des outils de fer. Peut-être légendaire ? Ce nom revient souvent dans les contes, mais je n'ai pu me faire montrer un exemplaire de l'arbre. [Betsimisaraka] [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/22