Teny iditra (1/2) | 1 kibay |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Langilangy fohy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a cudgel, so called, it is said, because it wounds 5 [1.7] a cudgel, a club, a stick |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.19] [Tankarana]
bâton. 7 [1.8] bâton |
Tovy hevitra | 8 kobay |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny kibay io |
Teny iditra (2/2) | 11 kibay |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Vay ratsy mahavoa ny ankasarotana vokatry ny tety |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.54] abcès syphilitique |
Voambolana |
15 Fahasalamana |
Mpanahaka | 16 baivonto, kifongo, vaivonto |
Fivaditsoratra | 17 biaky, bikai, ibika, kibay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |