Teny iditra Andrianjafy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Kamban-teny 
Anaran' olona 

Teny iditra Andrianjafy
Singan-teny Andrianjafy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Andrianjafy l'aîné des quatre fils d' Andriambelomasina et oncle maternel du grand roi Andrianampoinimerina. De son vivant, Andriambelomasina avait nommé Andrianjafy seigneur d' Ilafy, et, avant de mourir, en 1770, le désigna pour lui succéder sur le trône d' Ambohimanga, tout en recommandant qu' Imboasalama (le futur Andrianampoinimerina) règnerait après lui... [1.11]
Ohatra 
1Ary hoy ny mpanandro fony Andrianjafy vao teraka [2.48]
2Koa raha nahafoy an'Andrianjafy izahay, aiza no mba hitokisanao anay? [2.298]
3Nony resy Andrianjafy dia nandositra izy ka tonga tany Ambodinangavo. [2.508]
Voambolana 
Tovy hevitra Andrianjafinandriamanitra
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20