Teny iditra (1/2) | 1 Ilafy |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
3 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 4 lafy |
Teny iditra (2/2) | 5 Ilafy |
Sokajin-teny | 6 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.10] havoana misy tanàna mifono ala tompontany azay 10 km avaratr' Antananarivo, amin-ny arabe mankany Ambohimanga saingy mihataka kely ary ambony atsinanana. Ny renirano Mamba no mandalo ery ambany avarany. Eo amin-ny 1400 m ny haavony. Ny aviavy sy amontana hazon-Andriana dia midoroboka be mahafinaritra. Misy toerana maromaro fitazantazanana manala sorisory eo, indrindra fa ilay ahatsinjovana an-Antananarivo, Ambohidrabiby, Ambohimanga, Ambohidratrimo, ets. Isan-ny Tendrombohitra masina Roambinifolo izy... |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.11] Village sis sur une colline boisée à 8 km. au nord de Tananarive, chef-lieu d'un canton de 7.440 habitants (arrondissement de Sabotsy-Namehana, sous-préfecture de Tananarive-banlieue), et où se trouve un trano manara (ancien palais). Au pied de cette colline fut enseveli, dans la nuit du 11 mai 1863, après le régicide, le corps du roi Radama II: le cortège funèbre nocturne était composé de quatre officiers et de vingt soldats sous la conduite du 15-honneurs Rainitotozy. |
Ohatra |
9 [2.59] Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao ilafy; 10 [2.298] Nampiantsoiny hifanatrika aminy, hokabarina teny Ilafy. |
Voambolana |
11 Haitoetany: tanàna 12 Tantara: toerana |
Singan-teny | 13 lafy |
Mpanahaka | 14 nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloaltmalts |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny Ilafy io |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 19 alify, filay, Ilafy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |