|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny enti-milaza fahiny ny ronono [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Perfect contentment in sucking and drinking; used primarily of children or the young of animals at the breast. [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)6  anoka
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haibiby: mampinono
Fanazavàna teny malagasy  9  Zanak' alika dongadonga [2.558]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny anoka io

Fivaditsoratra  11  ankao, anoka, kanao, kanoa, kaona, koana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28