Teny iditra ba
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mba [1.78]
  [Tanala] Mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?) [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Marque l'interrogation [1.82]

Teny iditra ba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Fery, vay [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra bay
Ohabolana 

Teny iditra ba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra)
Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Bar in music [Eng. Bar.] [1.2]
 A measure in music; time in music [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mesure en musique [1.8]
Ohatra Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny Ba Gasy [4.12]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Anglisy: bar. Frantsay: battre (la mesure).
Ohabolana 

Teny iditra ba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe
Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stockings, socks. [Fr. Bas] [1.2]
 Knitting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [français bas] tricot [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: bas.

Teny iditra ba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Sakalava] A shrub [1.2]
Voambolana 

Teny iditra ba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana
Dabilio [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: banc.

Teny iditra ba~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny ba~]
Fanazavàna teny anglisy A prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka] [1.2]

Teny iditra Ba
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Barium. [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11