|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  bakaka
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Fanazavàna teny malagasy  4  Saobakaka [1.78]
5  Sahona lehibe [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6  Crapaud [1.82]

Teny iditra (2/5)7  bakaka
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny malagasy  10  Ahitra toy ny katsaka [1.78]
11  Anaran' ahitra lehibe izay mety hahatratra hatramin' ny roa na telo metatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  A kind of millet (?) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13  Nom d'une grande herbe. [1.19]
14  (de bakaka, adjectif qui qualifie les gens ayant des dents particulièrement fortes et larges). [1.196]
15  Nom donné au mil : Sorghum halepense (L.) Pers. (Poaceae). Ceux qui le mangent, c'est-à-dire autrefois, surtout les esclaves importés d'Afrique, sont censés avoir de grandes dents. [1.196]
16  Nom donné aussi par analogie, à de grandes Graminées spontanées, notamment: Sorghum brevicarinatum Snowden et Sorghum verticilliflorum (Steud.) Stapf. (Poaceae) Plantes toxiques pour le bétail, renfermant des glucosides cyanogènes. [1.196]
Anaran-toerana 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/5)20  bakaka
Sokajin-teny  21  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  22  Bulky, enormous [1.2]

Teny iditra (4/5)23  bakaka
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  25  Stupid, doltish, imprudent [1.2]

Teny iditra (5/5)26  bakaka
Sokajin-teny  27  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  28  Enti-milaza nify mielanelana be toy ny banga [1.1]
29  Entina ilazana koa ny rary be maso tsy mikatona tsara: Tsy tiako ity tsihy ity fa bakaka be ohatra ny inona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30  In the provinces it means badly woven, as a piece of cloth; badly plaited, as mats. [1.2]

Fivaditsoratra  31  bakaka, kabaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31