|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  lemaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Marin-tampona: Tany lemaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 plat: Mahafinaritra io tany lemaka io (Cette plaine est magnifique) [1.3]
Ohatra  16  Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy. [2.472#198]
17  Ny akoran' ny mpiady nanehoeho eran' ny habakabaka sy ny tany lemaka. [2.587#]
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how lemaka

Teny iditra (2/4) 19  lemaka
Sokajin-teny  20  anarana
Haiendriteny 
21  Tsotra :
22  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  23 Tany marin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak' i Marovoay [1.1]
24 velaran-tany mitovitovy tantana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  25 flat land [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 terrain plat, plaine [1.3]
27 terrain plat [1.8]
28 plaine [1.13]
Ohatra  29  Saingy nahonena azy indray ny fandadiladin' ny lemaka tomandavana ivalamparan' i Mangoro, ka nirotsaka ny ranomasony: [2.5#7]
Voambolana  30  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  31  ankamarenana, 32  ankandemponana, 33  ankapetrahana, 34  deboka, 35  dembademba, 36  komakoma, 37  lembalemba, 38  lohasaha, 39  maharemana, 40  marin-tampona, 41  tamponketsa, 42  tany marina
Fikambanana  43  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how lemaka

Teny iditra (3/4) 44  lemaka
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny malagasy  46 velatra voafaritra ny hitsy roa mifanapaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  47 plan [1.13]
Voambolana  48  Matematika: rafitsary
Fikambanana  49  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 17 misy ny teny how lemaka

Teny iditra (4/4) 50  Lemaka
Singan-teny  51 lemaka
Sokajin-teny  52  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  53  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  54 lamake, 55 Lameka, Lemaka, lemaka, 56 malake

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07