Teny iditra (1/3) | 1 maloka (aloka) |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka 6 Manjombona, be rahona: Maloka ny andro [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 cloudy, dark, overshadowed, lowering. [1.2] 8 cloudy, somber [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 nuageux, sombre [1.3, 1.8] 10 ombragé [1.3] |
Ohatra |
11 maloka ny avaratra atsinanana. [2.499] 12 maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao. [2.472] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 14 maloka |
Sokajin-teny | 15 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
16 mbola, aloha [Sihanaka]
[1.78] |
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (3/3) | 18 Maloka |
Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Voambolana |
20 Soratra Masina |
Fanazavàna teny anglisy |
21 Malluch [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 Malluk [2.996] |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 23 Toko sy andininy momba Maloka |
Tsanganana sy sary iray takila |
24 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 25 kalamo, lakamo, lamako, lamoka, lamòka, malako, maloka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |