Teny iditra | -bina | ||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vina | ||||
Teny iditra | bina | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Milaza fivontosana, fibontsinana [1.1] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Tovy hevitra | binaka ~ binabina ~ binabinaka | ||||
Teny iditra | bina | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny anglisy | The name of an insect [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'un insecte [1.3] | ||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||
Teny iditra | Bina | ||||
Sokajin-teny | anarana hita ao amin' ny ohabolana | ||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Teny iditra | Bina | ||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | ||||
Mpanoratra | Rajaonarivelo Auguste, 1933 | ||||
Fanonta printy | 1933. Imprimerie de l' Imerina. 1957. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. 1971. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. 1993. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. Ambainy: 13,5cm. Haavony: 21cm. Takila: 118". | ||||
Voambolana | Haisoratra: boky | ||||
Fanoritsoritana | Roman ayant obtenu le prix "Les Belles-Lettres" en 1933 | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/08 |
![]() |