|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  maloka
Fototeny  2 aloka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka
7 Manjombona, be rahona: Maloka ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 cloudy, dark, overshadowed, lowering. [1.2]
9 cloudy, somber [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 nuageux, sombre [1.3, 1.8]
11 ombragé [1.3]
Ohatra  12  maloka ny avaratra atsinanana. [2.499#115]
13  maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao. [2.472#203]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe maloka

Teny iditra (2/3) 15  maloka
Sokajin-teny  16  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17 [Sihanaka] mbola, aloha [1.78]

Teny iditra (3/3) 18  Maloka
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  20 Malluch [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  21 Malluk [2.996]
Voambolana  22  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  23 Toko sy andininy momba Maloka

Fivaditsoratra  24 kalamo, 25 lakamo, 26 lamako, 27 lamoka, lamòka, 28 malako, maloka, Maloka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19