|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandoto
Fototeny  2 loto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana itý zaza itý
9 Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza
10 Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy ~ Mandoto tempoly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to soil, to sully [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 souiller, salir [1.3, 1.8]
13 tacher
14 calomnier, diffamer, ternir la réputation de quelqu’un, profaner les choses saintes [1.3]
Ohatra  15  setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka [2.470#176]
16  mandoto ny fitafiana ny fotaka (la boue salit les vêtements) [1.3#414]
17  mandoto ahy loatra io vehivavy io ka tsy zakako (cette femme me diffame trop et je ne puis le supporter) [1.3#414]
Mpanahaka  18  maka an-kery, 19  mametaveta, 20  manao am-bohika, 21  manao am-boribory, 22  manao angovy, 23  manao an-kery, 24  manendry ratsy, 25  manosodratsy, 26  manoso-potaka
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 28  Mandoto
Singan-teny  29 man~, 30 loto
Sokajin-teny  31  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  32  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  Mandoto, mandoto

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13