|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tantsaha (saha)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny anglisy  4  a countryman, a farmer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  paysan [1.8]
Ohatra  6  Olom-boaozona ve isika tantsaha itony e. [2.470]
7  fa hianareo tantsaha no sakaiza ny Manisotra. [2.48]
8  Ny fivoaran’ny tantsaha dia miadana mandrakariva. [4.27]
Lohateny 

Teny iditra (2/2)10  Tantsaha
Singan-teny  11  tantsaha
Sokajin-teny  12  anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra  13  Rakotonandrasana Louis de Gonzague
Mpanonta printy  14  Edition Tsipika, 2000
Sary 
15 

Fivaditsoratra  16  Tantsaha, tantsaha, Tantsaha, tantsaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16