|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandrevo
Fototeny  2 revo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo
8 Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý
9 Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao
10 Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to bog down; to be deep and yielding, as mud [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 s'enfoncer comme dans la boue [1.8]
Ohatra  13  Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany. [2.472#170]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mandrevo

Teny iditra (2/2) 15  Mandrevo
Singan-teny  16 man~, 17 revo
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  19  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  mandrevo, Mandrevo

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13