|
|
|
|

Teny iditra 1  revo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Latsaka an-kona na anaty fotaka marihitra: Revo tao anaty fotaka ny ombinay ~ Revon' ny fitiavana io zazalahy io ka tsy nahatozo ny fianarany
16 Variana manao zavatra ka tsy mahatsiaro ny manodidina intsony: Revon-daolao ny ankizy ka tsy mahatsiaro izay sakafo intsony na revo milalao ny ankizy
17 Sahirana fatratra: Revon' ny trosan' olona izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 stuck in the mud; completely engrossed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 embourbé; plongé dans une occupation [1.8]
Ohatra  20  Dia revo tamin' izay aho nanao kaontin-dRabejofo! [2.471#55]
21  Olona telo lahy no ao anatiny, revo miresaka. [2.472#200]
Mpanahaka  22  jemby, 23  rendrehana, 24  rendrika, 25  renoka, 26  senoka, 27  sondriana, 28  Variana
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how revo
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  revo, 31 vero, 32 vore

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22