|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  matsatso
Fototeny  2  tsatso
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely
5  Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso [1.1]
Ohatra  6  Mahery fofona sady matsatso! [2.471]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  Matsatso
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (olona)
Ohatra  10  Ary milalao i Soratra sy matsatso. [2.48]
Voambolana  11  Fivavahana, finoana
Tsanganana sy sary iray takila  12  Fitanisana
13  Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  14  atsatsom, Matsatso, matsatso, atsatsom, Matsatso, matsatso

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05