|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ranomasina
Singan-teny  2  rano, masina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Rano lalina sady midadasika ary manonja misamboaravoara, manodidina ny tany: Masirasira ny tsiron' ny ranomasina ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] The sea
the first water carried up at the ceremony of circumcision, which is obtained by the immersion of the person fetching it, together with the calabash in which it is carried. Should the child be expected to reign, the water must be fetched from the sea. [Jav. Ranu masim.]
6  [1.7] the sea
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] la mer
Ohatra  8  Heveriko fa eo amin' ny ranomasina ny ho-avinareo. [2.471]
9  Ireo no tany fanalan' andriana ranomasina. [2.48]
Voambolana  10  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny ranomasina io
Lahatsoratra  25  Randzavola: ranomasina ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)26  Ranomasina
Sokajin-teny  27  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  28  Andriamalala Emilson Daniel
Mpanonta printy  29  Librairie Mixte, 2000. Haavony: 17cm. Ambainy: 12cm. Takila: 74

Fivaditsoratra  30  namorisana, namosirana, nanaisoram, Ranomasina, ranomasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08