|
|
|
|

Teny iditra1  Obetia    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Obetia madagascariensis  imiha, miha
5  Obetia radula  amiambavy, amiana, amiandahy, amiandely, besofina, hafotramiana, hazomihaina, kiamiana, kolohoto, lain' amiana, mangilio, mianao, mihabe

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/03