Teny iditra (1/3) | 1 besofina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavamaniry fanao kofehy ny hodiny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 A shrub. Pavonia bojeri, Baker. Same as tsontsona [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 (de be : grandes et sofina : oreilles ; nom donné à des plantes dont le pétiole porte à la base des grandes stipules ou auricules). [1.196] 7 Nom donné à plusieurs plantes fournissant des fibres textiles : -- Triumfetta rhomboidea Jacq. (Malvaceae) -- Urena lobata L (Malvaceae) -- Pavonia urens Cav. (Malvaceae). [1.196] 8 Par extension, une autre plante à fibres textiles très appréciée autrefois en Imerina : Obetia radula (Baker) Baker ex B.D. Jacks.(Urticaceae) [1.196] |
Ohatra |
9 Noravan' i Dada manontolo mihitsy ny tafo, izahay sy Feno nitady tady besofina tany an-tsaha, i Neny sy Manana kosa namoaka ny entana tao an-trano nahahy. [2.472] |
Singan-teny | 10 be, sofina |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (2/3) | 13 besofina |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Voambolana |
15 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
16 (la grande foliaire présente deux grandes auricules, résultant de l'évolution de la languette oppositipétiole ; ce sont ces auricules qu'on appelle sofina : oreilles, en malgache). Chrysalidocarpus auriculatus Jum. (Arecaceae). Espèce localisée dans la forêt de Masoala ; très menacée depuis le déclassement de cette réserve. Le bourgeon terminal est comestible, excellent chou-palmiste, et souvent exploité aussi pour la production de vin de palme. Ref. Perrier de la Bâthie 11942 (type de l'espèce). [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 18 Be Sofina |
Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (olona) |
Voambolana |
20 Fivavahana, finoana |
Fanazavàna teny frantsay |
21 Nom fabuleux d'un roi aux oreilles de Midas [1.3] |
Singan-teny | 22 be, sofina |
Tsanganana sy sary iray takila |
23 Fitanisana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25 |