|
|
|
|

Teny iditra 1  resena
Fototeny  2 resy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Iadiana, tsindriana, toherina, atao resy: Reseo ny hakamoana ~ Tokony horesena ny hatezerana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be defeated, to be conquered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on bat, qu'on conquérit [1.8]
Ohatra  11  Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro. [2.470#44]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  resena, 13 serena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21