Teny iditra (1/5) | 1 saba |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.68] [Vezo]
se hâter, s'empresser: Saba ty fia reo lafa mahita ty aofa eñe (Les poissons se précipitent quand ils voient l’appât) |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/5) | 6 saba |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.78] [Tanala]
vilany vy fandrahoam-bary 9 [1.1] Vilany be vava boribory fandrahoana vary |
Teny iditra (3/5) | 10 saba |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Taisaka]
varahina, firaka |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.82] [Taisaka]
cuivre 14 [1.68] [Vezo] bronze, cuivre: Sajoa saba (Cruche en cuivre) 15 [1.13] alliage de cuivre |
Voambolana |
16 Simia |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/5) | 19 Saba |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Voambolana |
21 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa |
Anaram-javamaniry ara-paritra |
|
Teny iditra (5/5) | 23 Sabà |
Sokajin-teny | 24 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
25 [2.996] Sheba |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [2.996] Sheba |
Ohatra |
27 nanantena azy ny mpandeha avy any saba. [2.996] |
Voambolana |
28 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 29 Toko sy andininy momba Sabà |
Lahatsoratra |
30 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sabà |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/15 |