|
|
|
|

Teny iditra 1  firaka
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba, ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Lead, pewter [Malay perak, silver?] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Nom générique du plomb et de l'étain, petits grains d'étain intercalés dans les tissus comme ornements.
8 Fig. fausse monnaie [1.3]
9 Nom générique du plomb firamainty et de l'étain firapotsy. [1.5]
Ohatra  10  firaka no nentin' ialahy, hoy i Naboto nihoraka. [2.117#]
11  Ny arindrano mirongo firaka tany aloha sy ny akanjo migalom-bolafotsy ankehitriny, i [2.346#43]
12  Izao re no bikako, izao no tarehiko : nony tanimanga aho dia notefena, nony firaka aho dia mba narendrika. [2.857#]
13  Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, pira|fira-potsy amam-pira|fira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao [2.996]
Voambolana  14  Simia
Mpanahaka  15  pb, 16  sn
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe firaka
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  19  Fisokajiana miherina

Fivaditsoratra  20 Afrika, 21 faraky, 22 fikara, firaka, 23 kafira

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21