Teny iditra | tompo | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Master, owner; sir [1.7] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Maître, propriétaire [1.8] | ||||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
| |||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Anaram-biby |
| ||||||||||||||||||
Anaran' olona |
| ||||||||||||||||||
Lohateny |
| ||||||||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tompo io | ||||||||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly | ||||||||||||||||||
Teny iditra | Tompo | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Tompo [2.996] | ||||||||||||||||||
Lord [2.996] | |||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Seigneur [2.996] | ||||||||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo | ||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |
![]() |