| Teny iditra | 1 abafoka |
| Fototeny | 2 bafoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Avala hitsilailay eo am-pandriana: Aiza no tsy ho kamo i Solo kely? Zavatra abafok' i reniny hatramin' ny valo maraina ny adala lahy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Qu'on laisse se vautrer
[1.3] |
| Fivaditsoratra | abafoka, 10 abofaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|