|
|
|
|

Teny iditra 1  bafoka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11 Enti-milaza fijanonana am-pandriana, fahalainana miarina noho ny hakamoana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 Action de se vautrer, de garder le lit par paresse [1.3]

Fivaditsoratra  bafoka, 13 bakafo, 14 bofaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19