Teny iditra | 1 abatoraka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haizavamaniry: ahitra 4 Toe-karena: fambolena |
Fanazavàna teny malagasy |
5 karazam-bary [2.558] |
Ohatra |
6 Vari-vory amin' abatoraka : totoina tsy miray fotsy, ahandroin-tsy miray masaka [2.558] |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny abatoraka io |
Fivaditsoratra | 8 abatoraka, akorataba |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |