|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  aborabora
Fototeny  2 borabora
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao miborabora na migoragora, malemy fatotra: Vahao ity kofehy ity fa naboraboranao ka malemy [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  aborabora
Fototeny  10 borabora
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  12 [Provincial] to be spilled, as rice from a hole in a sack, or as water from a pot which is too full [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19