|
|
|
|

Teny iditra 1  borabora
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Ratsy fehy, malemy fatotra: Boraborany fehin' ny entana fa ataovy mafimafy aloha vao mandeha
23 Vaventy fa malemy: Zazalahy borabora / Naivo vaventy fa kely aina
24 Mihanja vatana, na ratsy fitafy: Borabora fitafy lava izao iny olona iny
25 Malai-mihetsika, mitavozavoza: Olona borabora amin' izay rehetra ataony Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26 slack, loosely tied; inert, not firm, flabby. See rebareba, rerarera [1.2]

Fivaditsoratra  borabora, 27 robaroba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19