|
|
|
|

Teny iditra 1  aboraka
Fototeny  2 boraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aseho, lazaina hatramin' ny antsipiriany: Naborany tamiko ny tao ampony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on délie, qu'on défait, qu'on déballe, qu'on manifeste [1.3]
Ohatra  10  naborany tao ny fitiavany sy ny faniriany azy ho kintan' ny tokantranony. [2.499#76]
11  Ka dia aborako aminao izay zavatra rehetra karohiko, sady ny aina koa tsy mifametra, ka sao dia maty mangina irery atý aho, ka ho very tadidy izay rehetra namonoako tena! [2.499#29]
Tovy hevitra  12 borahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22