|
|
|
|

Teny iditra 1  adaraboka
Fototeny  2 daraboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Azera mafy amin' ny tany: Nadaraboky ny namany teo amin' ny tany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of anything thrown down violently [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu’on jette en bas, qu'on précipite [1.3#96]
Ohatra  11  Hita ny vokatry ny herin' ny fitiavana teo amin' ny vehivavy: misy lehilahy nanan-daza nefa nadarabony [2.245#140]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19