|
|
|
|

Teny iditra 1  daraboka
Fototeny  2 daboka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Fahapotrahana na fianierana mafy [1.1]
21 fianjerana tsy misy mpanohantohana
22 firodanan'ny dongona iray izay mety ho ranomandry, vato, tendrombohitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  23 chute libre
24 avalanche [1.13]

Fivaditsoratra  25 boradaka, daraboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19