|
|
|
|

Teny iditra 1  adia
Fototeny  2 dia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Andrefesana: Intỳ ny hazo hadianao ny sakan' ny trano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Ce qui sert à mesurer par pieds: Inty ny hazo adianao ny tsihy (Voici le bois qui vous servira de pied pour mesurer la natte)
10 Les pieds avec lesquels on marche, on parcourt [1.3]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how adia

Fivaditsoratra  12 aday, adia, 13 iada

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19